Teny iditra (1/2) | 1 olanolana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] biloka voarindra manana ivo maro |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] spirale, spire |
Voambolana |
5 Matematika: alijebra 6 Toe-karena: fanorenana |
Fototeny | 7 olana |
Tovy hevitra | 8 tangolika, tangolingolika |
Teny iditra (2/2) | 9 olanolana |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] (sens général de ce mot : désaccords, zizanies, contradictions). Thilachium panduriforme (Lam.) Juss. (Capparaceae). Réf. Réserves Naturelles "'4. Arbuste ayant la réputation de mettre la brouille dans les ménages. [Mahafaly]
D'après Dubois, dans le Betsileo, ce même nom désignerait Senecio erechtitioides Baker (Asteraceae). [Betsimisaraka] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 alonalona, olanolana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |