Teny iditra oirina (oitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aingaina mba hipoitra: Noiriny amin' ny bora vy ilay vato vao afaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be raised by a lever. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : oirina, oiriko, oirinao, oiriny, oirintsika, oirinay, oirinareo, oirin', oirin-, oirim-, oiri-
Ny lasa : noirina, noiriko, noirinao, noiriny, noirintsika, noirinay, noirinareo, noirin', noirin-, noirim-, noiri-
Ny hoavy : hoirina, hoiriko, hoirinao, hoiriny, hoirintsika, hoirinay, hoirinareo, hoirin', hoirin-, hoirim-, hoiri-
Filaza mandidy : oiro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05