Teny iditra oak > oaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Tahaka, ohatry [1.78]

Teny iditra oak > oaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo vahiny lehibe izay mety hahatratra roapolo ka hatramin' ny efapolo metatra, fanaovana varavarana, fanaka, ngorodona, noho ny hamafisany; ny voany dia atao hoe voan' oaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The oak tree [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chêne [1.3]
 (de l'anglais oak) Nom des chênes introduits et cultivés. Le mot a d'abord été employé dans les textes religieux avant l'introduction de ces arbres. L'espèce introduite dont la croissance est la plus remarquable est d'origine nord-américaine. C'est Quercus palustris Münchh. (Fagaceae), dont il existe de magnifiques specimens à Tsimbazaza. Les chênes européens : Quercus pedunculata Ehrh et Quercus robur L., se sont beaucoup moins bien adaptés. Le chêne-liège qui n'a jamais été importé à Madagascar à notre connaissance, est pourtant connu de réputation et appelé oaka fanana-bosoa (« chêne à faire des bouchons »). [1.196]
Anarana siantifika Quercus palustris
Ohatra Oaka avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao; [2.996]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: oak.

Fivaditsoratra 

oak   
oaka
Hazo vahiny lehibe izay mety hahatratra roapolo ka hatramin' ny efapolo metatra, fanaovana varavarana, fanaka, ngorodona, noho ny hamafisany; ny voany dia atao hoe voan' oaka [1.1]
the oak tree [1.2]