Teny iditra | oa | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-mamaly antso tsy dia manaja loatra: Ry Koto a! -- Oa! [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A word used in answer to a call. [comp. swa. Ewa.] [1.2] | |
Mpanahaka | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |