Entrée | ny lafy valo (ny, lafy, valo) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | ilazana ny havana rehetra izay heverina fa niely eran' ny vazan-tany valo, dia ny avaratra, ny atsimo, ny andrefana ary ny atsinanana, sy ny elanelan' ireo avy [Rajemisa 1985] | |
Vocabulaire | Rapports: famille | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |