Teny iditra ny ankilany sy ny andaniny
Singan-teny ny ; ankilany ; andaniny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy The two sides or parties involved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les deux parties dans une discussion ou une dispute [1.8]
Ohatra 
1Niampatrampatra ny faty tamin' ny andaniny sy ny ankilany. [2.472]
2inona àry ny ho fahefana sy ny ho fidiram-bolan’ny andaniny sy ny ankilany avy? [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09