Teny iditra |
nosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
|
| An island [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | île [1.3, 1.8]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy!
[2.944]
|
2 | Nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray.
[2.5]
|
3 | Izy irery no hany tompon' ny Nosy manontolo.
[2.508]
|
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
Sary |
|
|