Entrée nony
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana
¶ Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny
¶ Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana
Explications en anglais  [Richardson 1885] when, if, if otherwise.
Explications en français  [Abinal 1888] lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] when (used of simultaneous events)
Explications en français  [Hallanger 1974] quand, lorsque, lors de
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fony ~ rehefa ~ raha

Mis à jour le 2020/07/31