Teny iditra nongonongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany na zavatra navosa; tany na baingan-tany atao avoavo toa dongona kely hambolem-boangahazo [1.1]
 Dongon-tany na havoana iva hita amin'ny tany sedimantera [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Butte [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31