Teny iditra njay
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay) 2) Hampiseho fanenenana: Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31