Teny iditra nisinda > isindana (sinda)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isindana, isindako, isindanao, isindany, isindantsika, isindanay, isindanareo, isindan', isindan-, isindam-, isinda-
Ny lasa : nisindana, nisindako, nisindanao, nisindany, nisindantsika, nisindanay, nisindanareo, nisindan', nisindan-, nisindam-, nisinda-
Ny hoavy : hisindana, hisindako, hisindanao, hisindany, hisindantsika, hisindanay, hisindanareo, hisindan', hisindan-, hisindam-, hisinda-
Filaza mandidy : isindao

Fivaditsoratra 

Teny iditra nisinda > misinda (sinda)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Mibilaka, mivena, misilaka [1.1]

Teny iditra nisinda > misinda (sinda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo)
Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misinda
Ny lasa : nisinda
Ny hoavy : hisinda
Filaza mandidy : misindà

Teny iditra nisinda > misindà (sinda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misinda [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra