Entrée nihataka > mihataka (hataka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny toianan' ity varavarana ity
¶ Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
¶ Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana
Explications en anglais  [Richardson 1885] to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from.
  [Hallanger 1973] to separate oneself; to draw apart, to stand aloof
Explications en français  [Hallanger 1974] se séparer, se retirer des autres; se disjoindre
Morphologie 
mihataka
nihataka
hihataka
mihataha