Teny iditra niendaka > miendaka (endaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
Ohatra 
1miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
2Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miendaka
Ny lasa : niendaka
Ny hoavy : hiendaka
Filaza mandidy : miendaha
Ohabolana