Teny iditra ngalingaly (ngaly)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty manganohano, maizimaizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Intensely black, dark. [1.2]
Ohatra Tsy mahagaga raha ngalingaly avokoa izy rehetra tompon-tany. [2.471]
Tovy hevitra ngaly

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20