Teny iditra narana > marana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Fatigué d'attendre. (dondòrina). [1.19]
Kamban-teny 

Teny iditra narana > maràña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Maisatra (amin'ny tanana), marokoroko [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra narana > arana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Milaza fanaovana izay tiana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra narana > arana (ara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Voarefy, voafatra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Mesuré [1.82]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arana, arako, aranao, arany, arantsika, aranay, aranareo, aran', aran-, aram-, ara-
Ny lasa : narana, narako, naranao, narany, narantsika, naranay, naranareo, naran', naran-, naram-, nara-
Ny hoavy : harana, harako, haranao, harany, harantsika, haranay, haranareo, haran', haran-, haram-, hara-

Teny iditra narana > arana (ara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ampifalifaliana [1.78]

Teny iditra narana > araña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Tratra [1.78]

Teny iditra narana > araña
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Ery, etsy, aroa [1.78]

Teny iditra narana > arana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra narana > Aràna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Aràna [2.996]
 Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Harân [2.996]
Ohatra — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [1.38]
Voambolana 
Tovy hevitra Harana
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Teny iditra narana > aranana (arana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2]
 To be indulged, to be spoiled, [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Envers qui on est indulgent; [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aranana, aranako, arananao, aranany, aranantsika, arananay, arananareo, aranan', aranan-, aranam-, arana-
Ny lasa : naranana, naranako, narananao, naranany, naranantsika, narananay, narananareo, naranan', naranan-, naranam-, narana-
Ny hoavy : haranana, haranako, harananao, haranany, haranantsika, harananay, harananareo, haranan', haranan-, haranam-, harana-
Filaza mandidy : arano
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra