Teny iditra Nanahary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as zanahary, andriananahary [1.2]
 More or less synonym of zanahary; a god, God [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11