Teny iditra najifa > ajifa (jifa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on consume [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ajifa, ajifako, ajifanao, ajifany, ajifantsika, ajifanay, ajifanareo, ajifan', ajifan-, ajifam-
Ny lasa : najifa, najifako, najifanao, najifany, najifantsika, najifanay, najifanareo, najifan', najifan-, najifam-
Ny hoavy : hajifa, hajifako, hajifanao, hajifany, hajifantsika, hajifanay, hajifanareo, hajifan', hajifan-, hajifam-
Filaza mandidy : ajifao

Teny iditra najifa > majifa (jifa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany [1.1]
Kamban-teny