Teny iditra mpively (vely)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui bat, qui sonne, qui dépique [1.3]
 Batteur (vary, vy, amponga...) [1.66]
 Frappeur [1.66]
Ohatra 
1Nahavelona ny fiaretan-tory ny mpitsoka sodina sy ny mpively amponga sy langorony. [2.270]
2Ary ny mpively amponga dia mively eo an-daniny ao ihany handihizan' ny mpitsena sy ny tsenaina. [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/05