Teny iditra | mpivavaka (vavaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | One who goes to church [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Personne qui va à la messe ou au culte; fidèle, ouailles [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |