Teny iditra mpitsoa-ponenana (tsoaka, onina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1]
 Olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Réfugié [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31