Teny iditra mpitrongy vao homana
Singan-teny mpitrongy ; vao ; homana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo olona fadiranovana
Olona miofy akondro vava [1.1]
Ohatra Kamboty ray aho, mahantra, mpitrongy vao homana [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25