Teny iditra mpisahala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mpitsara, mampirindra, mpanelanelana, elanelam-panahy: Aza manao mpisahala mitahy anake (Aza mba manao mpanelanelana miaro ny zanany tsara miangatra) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31