Teny iditra mpiompy (ompy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cattle raiser, a stockman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay éleveur [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20