Entrée mpihaingo (haingo)
Partie du discours nom
Explications en français celui qui se pare, qui est toujours paré [1.3]
Exemples Zaka moa dia efa mpihaingo hatramin' ny ela ka ny nanaitra taminy kosa, dia ny fahatsoran' ny fitafiany nony vao nanambady izy. [2.5]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20