Teny iditra mpifidy (fidy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui choisit, électeur [1.3]
Ohatra Manendry mpanisa vato vitsivitsy mahay mamaky teny sy manoratra ny birao, avy amin' ireo mpifidy tonga manatrika, izay mizara efatra isan-databatra fara-fahakeliny (Le bureau désigne permi les électeurs présents un certain nombre de scrutateurs sachant lire et écrire, lesquels par tables de quatre au moins) [2.114]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20