Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mpi
fa
totra
(
fa
totra
)
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Mpigadra, olona voatana ao amponja
[
1.1
]
Fanazavàna teny frantsay
Celui ou ce qui est attaché
[
1.3
]
Ohatra
1
Tsy Ramagozy io
mpifatotra
io fa olona hafa!
[
2.357
]
2
Rehefa afaka kolikely dia niditra ny
mpifatotra
.
[
2.587
]
3
nentina teo avokoa ny
mpifatotra
afa-tsy Rafaravavy.
[
2.649
]
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31