Teny iditra mpanompo (tompo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona miasa ho an' olona, manao raharahan' olona, ka mahazo karama na tsia [1.1]
 Mpiasa sy irakiraka ao antrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Valet [1.13]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20