Teny iditra | mpanjaitra (zaitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no ataony antom-pivelomana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A tailor, a seamstress [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tailleur, modiste [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpanjaitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |