Teny iditra | mpampianatra (anatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antokon' olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalala, antsoina amin' ny anarana ankapobe hoe mpianatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A teacher [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le maître, le docteur, l'instructeur, l'instituteur [1.3] | |
Instituteur [1.8] | ||
Voambolana | Fianarana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |