Exemples |
1 | Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana.
[2.472]
|
2 | Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso.
[2.470]
|
|