Teny iditra | mpamorona (forona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Créateur, inventeur, fondateur [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | mampanoro, mpamorona |
Nohavaozina tamin' ny 2021/05/02 |