Teny iditra | mpamonjy (vonjy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |