Teny iditra mpamendrofendro (fendrofendro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05