Teny iditra | mpamarina (varina) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui fait descendre [1.3] | ||
Ohatra | Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona
[2.471] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpamarina io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |