|
|
|
|

Teny iditra 1  mosara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a handkerchief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 mouchoir [1.8]
Ohatra  6  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#]
7  Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mosara

Fivaditsoratra  10 Masora, mosara

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26