Teny iditra | moroaña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Manahy, miahiahy, manahihahy: Manao olo ko tsy maroaña ko sy ataon'olo ka abo ro aheona (Manao olona tsy manahy ka nony ataon'olona ka izaho no atao toy izao) [1.78] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |