Teny iditra moramorainy (mora)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Easy-going, not easily provoked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bonasse, indifférent [1.8]
Ohatra Tsy mpitondra moramorainy sy Lalàna gedragedra no hahavitana izany, fa didy tsy azo hivalozana hikapoka ny meloka rehetra [2.503]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25