Teny iditra | moramora (mora) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra na tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana Malefaka, malemy: Mitenena moramora Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Easy; slow Easily; slowly [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Facile; lent Facilement, aisément, doucement, lentement [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |
![]() |