|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mokonazy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.)
5 (C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et mokona : par derrière, à la dérobée). Ziziphus spina-christi (L.) Desf. et Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube). Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent. [Sakalava, Tankarana, Tsimihety] [1.196] |
| Ohatra |
6 Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo.
[2.356#103]
|
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 8 mokonazo |
| Tovy hevitra | 9 konaze |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mokonazy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 (de hazy : nu ; et mokona : par derrière). Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient. Dombeya greveana var. metameropsis (Hochr.). Arènes (Malvaceae). Réf. Réserves Naturelles 2925.
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|