Teny iditra |
mokonazy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.) [Sakalava, Tankarana, Tsimihety]
(C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et
mokona : par derrière, à la dérobée).
Ziziphus spina-christi (L.) Desf. et
Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae).
Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube).
Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Ziziphus jujuba, Ziziphus spina-christi |
Ohatra | Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo.
[2.356]
|
Tsipelina hafa |
Tovy hevitra | |
Sary |
|
|
Teny iditra |
mokonazy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (de hazy : nu ; et
mokona : par derrière).
Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient.
Dombeya greveana var. metameropsis (Hochr.). Arènes (Malvaceae). Réf. Réserves Naturelles 2925.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Dombeya greveana var. metameropsis |
|