Teny iditra | mokàna | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Lobolobo: Ly añamin'olo misy ahitse ko añaminteña misy mokàna (Raha misy (ahitra) bozaka any amin'olona dia misy lobolobo any amin'ny tena) [1.78] | |
Fivaditsoratra | ankoma, komana, manako, mankao, manoka, mokàna |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |