|
|
|
|

Teny iditra 1  moka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a mosquito [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 moustique [1.8]
6 moka, moky: moustique [1.13]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny how moka
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 kamo, 11 koma, 12 mako, moka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07