Entrée mohara
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] ody [Rakotosaona 1975]
 ody [Razafiarivony: Harivolana page 124]
 Ody atao anaty tandroka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a fetish made from a cow's horn [Hallanger 1973]
Traduction française fétiche fait d'une corne de boeuf [Hallanger 1974]
Exemples 
1Sady noraisiny ilay mohara teny an-dohan-Ralaiarivony. [Rahajarizafy: Kabary, page 62]
2Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [Andraina: Mitaraina, page 94]
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31