Teny iditra môderina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Araka ny toetr'andro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Moderne [1.13]
Ohatra 
1Lafo vidy ny kilalao moderina; [2.445]
2Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: moderne.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18