Entrée | moana | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana ¶ Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [Rajemisa 1985] | |
Explications en anglais | mute; dumb, unable to speak [Hallanger 1973] | |
Explications en français | muet [Hallanger 1974] | |
Vocabulaire | Santé | |
Dérivations |
| |
Citations | Proverbes contenant le mot moana | |
Articles | Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | |
Mis à jour le 2022/05/06 |
![]() |