Teny iditra mizinjina (zinjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirintona amin-katezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se retirer en colère, s'en aller en boudant [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizinjina
Ny lasa : nizinjina
Ny hoavy : hizinjina
Tovy hevitra miziniziny

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20