Teny iditra mivonkin-kozatra
Singan-teny mivonkina ; hozatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1]
 Fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30