Teny iditra mivindaka (vindaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny an-katezerana, mikitakita [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivindaka
Ny lasa : nivindaka
Ny hoavy : hivindaka
Filaza mandidy : mivindaha
Tovy hevitra mivindavinda

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05