Entrée mivetsovetso (vetsovetso)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Mahafaly] mieritreritra
  [Rajemisa 1985] Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mivetsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana erý ny saiko
Synonymes mametsovetso

Mis à jour le 2020/07/31