Teny iditra mivesoka (vesoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaria, mitsaontsaom-bava momba ny... [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivesoka
Ny lasa : nivesoka
Ny hoavy : hivesoka
Filaza mandidy : mivesoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20